HALAN-KAVA (RENG'AHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O lehireo e!,ingy lahy ingyHalan-kava an’io o!
O lehireo e!,ingy lahy igny
Halan-kava an’io o!
Iraka Ankazomanaga
Boaka ambanivolo egny
Nony niavy ampositsegny izy e!
Zary halan’olo o!
Zaho nagnino magnotany
Halan-kava an’io o!
Zaho maloto ,zaho tsy miasa
Halan-kava an’io o!
O lehireo e!,ingy lahy ingy
Halan-kava an’io o!
O lehireo e!,ingy lahy igny
Halan-kava an’io o!
Mbo tsy nagnoko
Fa rinohany
Mbo tsy nitoby
FA rinohany e!
O lehireo e!,ingy lahy ingy
Halan-kavan an’io o!
O lehireo e!,ingy lahy igny
Halan-kava an’io o!
Mbola RENG’AHY
--------
Rohy: