You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

RENG'AHY

1073

Nampiditra : riddimta
Tamin'ny : 18/07/2007 21:24:10

Mombamomba :

Hevitra mandeha

riddimta (18/07/2007 21:47:23)

RENG'AHY no niforona dia tamin'ny taona dimy sy roarivo,somary mibanjina mankany amin'ny gadona REGGAI sy SLOW avy any ATSIMO ANTSINANAN'NY NOSY eto M/car ahitana mpikambana enina mirahalahy dia i MBOLA mpamorona ny tarika BATATA "RAIMBL" gitara solo,TANTELY (DEBA) gitara manampy sady mihira,TSILAVINA (FARA) gitara beso sady mihira ,THIERRY (TEX)aponga maro anaka,NARINDRA aponga ary dia mankafiza dia mihainoa matetika fa afaka hanome ny tsara ho anareo ny tarika fa raha misy azonareo anampiana ny tarika dia mandray anareo foana ny tarika misaotra mialoha riddimta@yahoo.fr

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha