Hafa mihitsy (Reko - Fy & His Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fitsikiko iray fanaoko rehefa indry no miantso ahy.
Eto aho dia toa variana dia variana, tsy fanahy iniana na hoe fidiana ilay tsiky bweqsou fa izany angamba no atao hoe tia.
Misy teny roa, eo am-pototry ny molotro.
Tsy ho lazaiko, tsy tantaraiko, na hiraiko mandra-pikiakako faran’ny aiko, ho ren-dry.
Indry anie hafa mihitsy.
Manome, tsy mitsitsy.
Hianarako miaina sy mitia isan’andro ny anilan’dry.
Ref:
Tsy haiko aloha na hain-indry fa izao no tsapako,
Ny fitempon’ny fon-indry no gadona andihizako.
Eto aho dia miodina, tononkira.serasera.org miodina, miodina mankafy.
Eny miodina, miodina, miodina anilan’indry.
Misitery ho ahy,
Ny mason-indry manavatsava fanahy.
Madio mangarahara, tsotra nefa tsara, vlnfzna manambara ygzpk fa tsisy tahotra ny fitia.
Ny fijery roa,
Nefa ny fon-indry toa mitempo ao an tratrako.
Fanamby ho an’ny saiko, tosika ilaiko, mampatsiahy fa ety an-tany aho natao hankafy.
Indry anie hafa mihitsy.
Manome, Tsy mitsitsy.
Hianarako miaina sy mitia.
Miaina sy mitia.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Reko - Fy & His BandVisites : 30825
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : DahRomy
Date : 07/08/2023 22:08