Rahoviana (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ditsoka ve izany maso
Fa tsy mahita izay hombana
Ka mahatsiaro tena very aho
Izay nokasaiko aakzxdq rehetra rava
F'ilay nantenaiko mba ho anjara
Toa nandositra tsy tana

Rahoviana indray vao hisy masoandro
Hitondra hazavana sy hafanana
Rahoviana ny hihiratra indray ireto masoko roa
Rahoviana e, sasa-miandry aho
Rotika re izany fo
Fa nofinitak'ilay tiana
Nokasaiko mba ho tononkira.serasera.org anjara
Toa tsy ho zaka myrmad izany manjo
Fa zary tontolo feno fangirifiriana
Ka sento no kiqmnwx mba manala

Be ny antenaiko izay hisolo anao
Izay tsaratsara kokoa noho ianao
Andriko izay ho anjarako handimby anao
Ho tonga izy, ho avy e
Miandry azy foana aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rebika
Visites : 2953
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 14/11/2015 20:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326