Voninkazo dia (Ramih)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazaiko anao,
F’iny resaka iny ihany no tsy nampatory ahy
Satria kilalao,
Sangisangy tsisy varany ilay valin-teniny
Dia indro ianao,
Fa nanidy moramora ny varavarana
Nidify, nandao
Na dia efa ela teny aza,
Izaho nihafy toy ny zaza
Niandry izay valiny
Mamiko ny hiara-dia
Aminao fa tsy
Tsy haiko ny milaza
Avelao aho,
Mba ho namanao raha tena tsisy ilay fitia
Fa mafy loatra
Ilay miandry, miahiahy andro amam-bolana
Raha bmfm tsisy akory
Izay heverinao fa sombiny mba mety tononkira.serasera.org ho ahy
Hanaiky sy hino,
Na dia efa niandry fatratra
Kay manindrona mandratra ilay voninkazo dia
Mamiko ny hiara-dia
Aminao fa tsy
Tsy haiko ny pzhuy milaza
Ny fitia raha minia
Dia toy lspugw ny voninkazo dia
Tiana anefa tsy tia
RAMIH

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RamihVisites : 611
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : Ramih048
Date : 08/09/2025 14:21