Raiki-tapisaka (RAMIAN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Fa raiki-tapisaka ilay ianao efa zatra terena eh!
Fitia mandra-maty no nandrandraiko kanefa voafefy eh
Mitondra fitiavana aho mameno ny foko ka marefo eh…
Enao tsy mahazaka voateny eh !
Ny fonao tsy foinao omena eh!

Bridge:
Ka miandry ilay fitiavana eh
Fa aza lalaovina
Ny handainga tsy ho vitako eh
Tsy hanafintohina!
Izay manadala ny saiko eh!
Tsy ampierika ahy, ka aza manahy
Aza manahy eh!!

Refrain:
Miandrandra fitiavana eh!
Fa aza lalaovina ah!
Ny handainga tsy ho vitako eh!
Ny anilanao ihany no ilaiko eh!
Raha hafa tsy mandry ny saiko eh!

2.Feno ny foko, feno anao!
Ny aingam-panahy manaraka anao
Tsy voafehiko intsony ny mihira ho anao
Ka aza fehezina ilay fitiàvanao
Misy tsy faly fa manao izay rehetra ampisaraka antsika!
Fa vitan’ny hafa ve ki ry malala dia tsy ho vitantsika!

Bridge:
Ka miandry ilay fitiavana eh
Fa aza lalaovina!
Ny handainga tsy ho vitako eh
Tsy hanafintohina!
Izay manadala ny saiko eh …
Tsy ampierika ahy, ka aza manahy
Aza manahy eh!!

Refrain:
Miandrandra fitiavana eh!
Fa aza lalaovina ah!
Ny handainga tsy ho vitako eh!
Ny anilanao ihany no ilaiko eh!
Raha hafa tsy mandry ny saiko eh!
Miandrandra fitiavana eh!
Fa aza lalaovina ah!
Ny handainga tsy ho vitako eh!
Ny anilanao ihany no ilaiko eh!
Raha hafa tsy mandry ny saiko eh!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : RAMIAN
Visites : 66
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ramian_Gasy_Loud
Date : 13/07/2024 12:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.074