Handravaka ahy (RAMIAN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Asa ianao any raha mahita tsara ho ahy
Meva sy tsotra afkgvk malefaka mahababo fanahy
Manjavona ny andro rehefa irery ka mila fitia
Latsaka an-tery manembona foana mihira ho an-dri!
Bridge:
Mbola tsy rccqd haiko hoe iza ianao ilay amboara mendrika ho ahy
Hitondra ilay tsikitsikinao am-babo ity foko tsy hanahy.
Ametraka tanjona lavitra ho fitia mandrakizay!
Ny dinantsika tsy hifandao fa ambany fiarovan’i Ray!
Refrain:
Fa mino aho eh,
Fa ilay fitia omenao ahy!
Tsy ho diso eh,
Raha anolotra ny foko ho anao!
Handravaka ilay tokan-tranoko ianao
Ka amerimberina,hoe tiako ianao!
2.Voninkazo mamelana hitondra fiainam-baovao
Miangolangola tsara firindra!
Miavaka ianao, tsy hoe be filaza fa hamakivaky izao rehetra izao ho anao!
Mba valio aho! Raha mahare ianao!
Bridge:
Mbola tsy haiko hoe iza ianao ilay amboara mendrika ho ahy

Fa ilay tononkira.serasera.org fitia omenao ahy!
Tsy ho diso eh,
Raha anolotra ny foko ho anao!
Handravaka ilay tokan-tranoko ianao
Ka amerimberina, hqiol tiako ianao!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RAMIANHits : 678
Likes : 1 Like
Created by : ramian_Gasy_Loud
Date : 13/07/2024 10:45