Ambony Ambany (RAMIAN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eih! Io indray fa mba mampifila
Tezitra dia mivaralila!
Mody tsy tia nefa liana
Araraoty fa aza ariana!

1.Ela amin’io voky lainga!
Mamorona izy dia ialahy babo!
Ny ao an-tsainy anie efa mainty
Raha tsy mailo ela dia dango!

Bridge:
Eih! Io indray fa mba mampifila,
Tezitra dia mivaralila!
Mody tsy tia nefa liana
Araraoty fa aza ariana!

Refrain:
Ambony, ambany…
Ambony ambony, ambany!
Ambony, ambany…
Ambony ambony ambany!

2. Aza dia matikambo,
Zah aza atao fahavalo,
Fitiavako anie hàza lambo!
Ny foko aza atakalo oh!

Bridge:
Eih! Io indray fa mba mampifila,
Tezitra dia mivaralila!
Mody tsy tia nefa liana
Araraoty fa aza ariana!

Ianao rehefa tia-tena tsy afaka
manohitra ianao dia tapaka!
Mipetraka ianao samy afaka
Raha maditra anaty lavaka…

Refrain:
Ambony, ambany…
Ambony ambony, ambany!
Ambony, ambany…
Ambony ambony ambany!

Ramian - Ambony ambany (Moombahton)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : RAMIAN
Visites : 75
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ramian_Gasy_Loud
Date : 13/07/2024 14:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0732