Any an-danitra any (Rambao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : any an-danitra any no hodiko rahatr'izay
any no fiainana mandrakizay
fonenan'olomasina izay vita fanekena
ho anao koa izay mitady famonjena,
any an-danitra any, tsy mba misy fijalina o,
f'isan'andro izao dia fifaliana,
fiadanana asambarana nomen'ny tompo azps ho anao,
izay mbola miantso fona hatram'izao
Miezak'isanandro hitandrina ny didy,
tsisy azo terena fa safidy
ny paradisa ve sa hijaly any amin'ny elo
higogogogo mafy ampalahelo
any an-danitra any tsy gbunwen mba misy alina intsony o,
na masoandro na volana eny ambony
fa ny voninahitr' Andriamanitra no hampisava,
ny zanak'ondry kosa ampy hanazava
Ref :any an-danitra any no hodiko rahatr'izay
any no fiainana tononkira.serasera.org mandrakizay
fonenan'olomasina izay vita fanekena
ho lcibs anao koa izay mitady famonjena,
any an-danitra any feno harena be miavosa o
tsisy tsony hoe mibaby trosa
ny tompo no efa lasa nieloha lalana anao
ho any jerosalema vaovao
Miezak'isanandro mitandrina ny didy,
tsisy olo-terena fa safidy
fitiavan-drejarendra ve no avela hanafosafo
ka ho any amin'ny farihy mirehatr'afo
any an-danitra any no tanana izay mitsena o,
feno vatosoa sy volamena
ny anjely maro no indro efa miandry andray anao,
ianao izay tonga olom-baovao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RambaoVisites : 4830
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Poukikely
Date : 16/11/2012 17:18