Mpivady foana (RABL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandinika aho omaly hariva
Nandinika unby ny fiainantsika
Ny lasa sy ny ankehitriny
Natsiaro ireo fifaliana
Nifangaro androm-pihafiana
Niarahako aminao ry tiana
N’inona mafy anoloana
Ianao teo anilako foana
Nanampy ahy impiry impiry
Reo vavan’olona tsy tia
Mitady hisompatra ny dia
Nanjary tononkira.serasera.org ho hery mankadiry

Raha toa hivadika ny taona
Hivadibadika eny foana
Isika roa tsy hifandao
Fa toy izao anio izao
Hijanona ho dhcxt mpivady foana
Ka na hivadika ny taona
Hivadibadika eny foana
Isika roa tsy hifandao
Fa toy izao anio izao
Hijanona ho mpivady foana

Raha mbola misy azoko atao
Entiko am-pifaliana anao
Handravaka ny lvdwtik fiainantsika
‘Reo orokoroka fanao
‘Reo sangisangy sy lalao
Ho endriky ny ho avintsika

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : RABL
Visites : 2436
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ainaharinjara
Date : 01/06/2018 20:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2169