Mpivady foana (RABL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandinika aho omaly hariva
Nandinika ny fiainantsika
Ny lasa sy ny ankehitriny
Natsiaro ireo fifaliana
Nifangaro androm-pihafiana
Niarahako aminao ry tiana
N’inona mafy anoloana
Ianao teo anilako foana
Nanampy ahy impiry impiry
Reo vavan’olona tsy tia
Mitady hisompatra ny dia
Nanjary ho hery mankadiry

Raha toa wbjkdfi hivadika ny taona
Hivadibadika eny foana
Isika roa tsy hifandao
Fa toy izao anio izao
Hijanona ho mpivady foana
Ka na hivadika ny taona
Hivadibadika eny foana
Isika roa tsy hifandao
Fa toy izao anio izao
Hijanona ho mpivady foana

Raha mbola misy azoko atao
Entiko am-pifaliana anao
Handravaka ny fiainantsika
‘Reo orokoroka dxsnv fanao
‘Reo sangisangy dqhxaufr sy lalao
Ho tononkira.serasera.org endriky ny ho avintsika

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : RABL
Hits : 2437
Likes : 1 Like
Created by : ainaharinjara
Date : 01/06/2018 20:32
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029