Sambatra (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ianao manome izay tsy manana
Sambatra ianao mahafoy ho an’ny tsy manana
Eny sambatra ianao mahay manome avy amin’ny fo madio
Tsy mba vpfesi ao anatin’ny sainao
Ny hitana soa irery ho anao
Sambatra ianao tsy anisan’ireo tia tena
Sambatra ianao manampy izay mivena
Tena sambatra ianao fa ao aminao ny toetra tsara indrindra
Maniry ho toa anao ny maro aminay
Kanefa tsy tafita
Ref/Izay omenao sy ampianao ho faly
bikndkww Fa toa mihamaivana ny jaly
Ny endriny miramirana dia ampy hahafaly anao
Fa tononkira.serasera.org aminao ny tena fahasambarana
Dia ny manome mizara izay hananana
Vitsy ny toa anao mahay manome am-pitiavana
Sambatra ianao mahay manetry tena
Sambatra ianao hanjakan’ny fandeferana
Tena sambatra ianao fa ao aminao ny toetra tsara indrindra
Maniry ho toa anao ny maro aminay
Kanefa tsy tafita
Izay omenao sy ampianao ho faly
Fa toa mihamaivana ny jaly
Nefa ampianao ny tsiky asetrin’izany
Aminao ny tena fahasambarana
Dia ny manome mizara izay hananana
Ny endriny miramirana no valisoa lehibe indrindra vrpfepgd ho anao
Izay omenao sy ampianao faly
Fa toa mihamaivana ny jaly
Eny sambatra ianao mahay manome am-pitiavana!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : PoopyVisites : 4956
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mickaela
Date : 23/12/2002 11:54