DIA HO SAHINAO VE (Ny Voanio)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia ho sahinao ve
Ny hanosika ahy
Dia ho sahinao ve
Ny handefona ahy
Dia ho sahinao ve ny hiamboho
Ity foko efa babonao tanteraka

Aiza re no hahitako
Fo iray ho eto amiko
Fo mijaly, mankahala ny omaly
Fa fitia vaovao no ho entiko hatramin’izao !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Voanio
Vangy : 4725
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAKOTOVAO
Daty : 10/05/2003 16:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0709