Ampidiro aloha ny tenimiafina
Any Ianao ry Jehovah Ray (Ny Talöha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any Ianao Jehovah Ray, mitaraina Aminao mba vonjeo ny taninay
Ny mpanao politika manao ny ataony, ka ny vahoakanao no fadiranovana
Resaka maizina tononkira.serasera.org ambadika any, lasa ampidirina am-piangonana
Hianao 'lay Ray be fitia, hiraho mba hidina ety Mesia
Hanafoana ny tsy marina. O! o! o!
Indreto izahay ry Tompo o!
Tariho amin'ny lalana tena marina.
(Indreto 'zahay ry Ray)
Ny zavatra misy amin'izao fotoana, ny olona lasa manaonao foana
Mitady vola any am-piangonana
Tantara marina no lazaina, ka misaora ny Tompo raha velona aina
Fa izy pxcfy no lalana, fahamarinana
Matoa isika mbola miaina ety dia noho ny famindrapon'i Kristy
Izy no tena lwho fiainana
Mandalo isika ny eto an-tany fa ny tena evvttrx izy any an-danitra any
Andao isika hanao ny marina
Arovy izahay ry Tompo o!
Arovy izahay tsy ho azon'ny fakam-panahy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny TalöhaVisites : 2618
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : sfssolo
Date : 20/09/2016 08:20