Any Ianao ry Jehovah Ray (Ny Talöha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any wldszphr Ianao Jehovah Ray, mitaraina Aminao mba vonjeo ny taninay
Ny mpanao politika manao ny ataony, ka ny vahoakanao no fadiranovana
Resaka maizina ambadika any, lasa ampidirina am-piangonana
Hianao 'lay Ray be fitia, hiraho mba hidina ety Mesia
Hanafoana ny tsy marina. O! o! o!
Indreto izahay ry Tompo o!
Tariho amin'ny lalana tena marina.
(Indreto 'zahay ry Ray)

Ny zavatra misy amin'izao fotoana, ny olona lasa manaonao foana
Mitady vola any am-piangonana
Tantara ntwnl marina no lazaina, ka misaora ny Tompo tononkira.serasera.org raha velona aina
Fa izy no lalana, fahamarinana
Matoa isika mbola miaina ety dia noho ny famindrapon'i Kristy
Izy no tena fiainana
Mandalo isika ny eto an-tany fa ny tena izy any an-danitra any
Andao isika bwxehfn hanao ny marina
Arovy izahay ry Tompo o!
Arovy izahay tsy ho azon'ny fakam-panahy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Talöha
Hits : 2529
Likes : 1 Like
Created by : sfssolo
Date : 20/09/2016 08:20
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0174