Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vita sedra (Ny Avo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nandalo teo daholo ireo fahoriana sy fijaliana
Fa toa tsy mahataitra ahy itsony izany fahantrana sy tsy fisiana
F'izaho mbola wszmp eto ihany, mijoro hatrany
Satria ny Andriamanitro tsy hampitondra ahy izay tsy zakako izany
Ref:
Na inon-kidona na inon-kihatra, izaho mbola hitraka
Na hisesisesy hamely ahy aza ny ady, izaho efa ekjmqnq zatra
Ny afon'ny finoako tsy ho faty itsony fa hiredareda
Ho porofo izany f'izaho tononkira.serasera.org dia mpanompo efa VITA SEDRA
Lasa nandao ihany koa ireo olona akaiky ny fo
Nohesorina tamiko avokoa izay kely mba fananako
Fizaho mbola eto ihany, mijoro hatrany

Na inon-kidona na inon-kihatra, izaho mbola vpgap hitraka
Na hisesisesy hamely ahy aza ny ady, izaho efa zatra

Ho porofo izany f'izaho dia mpanompo efa VITA SEDRA (x2)
Ka ninoninona hangeja (an an an an an)
Izaho efa VITA SEDRA (an an an an an ouh ouh ouh ouh)

Ho porofo izany f'izaho dia mpanompo efa VITA SEDRA
(Izaho dia mpanompo...) efa VITA SEDRA!!!!!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AvoVisites : 6840
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : deraxchanteur
Date : 21/03/2019 10:51