Vita sedra (Ny Avo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nandalo teo daholo ireo fahoriana sy fijaliana
Fa toa tsy mahataitra ahy itsony izany fahantrana sy tsy fisiana
F'izaho mbola eto ihany, mijoro hatrany
Satria ny Andriamanitro tsy hampitondra ahy izay tsy zakako izany
Ref:
Na inon-kidona na inon-kihatra, izaho mbola hitraka
Na hisesisesy hamely ahy aza ny ady, izaho efa zatra
Ny afon'ny finoako tsy ho faty itsony fa hiredareda
Ho porofo izany f'izaho dia mpanompo efa VITA SEDRA
Lasa nandao ihany koa ireo olona akaiky ny fo
Nohesorina tamiko avokoa izay kely mba fananako
Fizaho mbola eto ihany, mijoro hatrany
Satria ny Andriamanitro tsy hampitondra ahy izay tsy zakako kkvsxrc izany

Ho porofo izany f'izaho dia mpanompo efa VITA tononkira.serasera.org SEDRA (x2)
Ka ninoninona hangeja (an an an an an)
Izaho efa hlue VITA SEDRA (an an an an an ouh ouh ouh ouh)

Na hisesisesy hamely ahy aza vblewikh ny ady, izaho efa zatra

(Izaho dia mpanompo...) efa VITA SEDRA!!!!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AvoHits : 6941
Likes : 2 Like
Created by : deraxchanteur
Date : 21/03/2019 10:51