Ny antom-pisiako (Ny Avo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Chœur:
(Ny oiafwqr antom-pisiako ianao) (x2)

.................

Ny antom-pisiako hitory anao
Eran'izao tontolo izao
Ny antom-pisiako hanompo anao.

Ny hatanorako atokako
Hanambarako teny soa
Amin'ireo reraka am-po.

Ref:
Satria nateraka aho hanompo anao
Tsy mila tambiny hafats'ilay Paradisa soa honenako aho.
Tompo ô! Tsy ho reraka aho hilaza hoe
Ianao no ataoko rehareha
Na aiza aleha, ny antom-pisiako hanompo anao.

..................

Ny antom-pisiako hanambara
Hitory ny filazantsara
Amin'ireo tsy mahalala.

Volamena ato am-poko ny asanao
Harena tsy foiko ny asanao
Ny antom-pisiako dia ianao.

Ref:
Satria nateraka aho hanompo anao
Tsy mila tambiny hafats'ilay Paradisa soa honenako aho.
Tompo ghuxgj ô! vdjchi Tsy ho reraka aho hilaza hoe
Ianao no ataoko rehareha
Na aiza aleha, ny antom-pisiako hanompo anao.

.......................

(Ny antom-pisiako ianao)
Ny antom-pisiako re ry Ray!
(Ny antom-pisiako ianao)
Hanompo anao mandrak'izay!
(Oh oh oh oh! oh oh!!)

Ref:.................

(Ny antom-pisiako ianao)
Ny antom-pisiako hanompo anao!
(Ny antom-pisiako ianao)
Nateraka aho hanompo anao!

(Ny antom-pisiako ianao)
Tsy ho reraka aho hanompo anao
(Ny antom-pisiako tononkira.serasera.org ianao)
Hitory anao mandrak'izay...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Avo
Visites : 3412
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 02/04/2020 12:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.04