Ho aiza (Ny Avo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hizotra andeha ho aiza moa ny lalanao
Rehefa miala hxslv ety
Moa efa fantatrao ve
Izay mety hiafaran'ny fanahinao
Satria lazaiko tdkdvjkw anao fa ho avy tsy ho ela
Tsy ho ela ilay fotoana
Izay efa voambara natokana hitsarana
Ny ratsy sy ny tsara

REF: iohe
Ho aiza ary ianao
Ho rendrika ve sa hiakatra
Miomana ianao
Miomana fa mbola tsy fantatra
Raha be ny adalana
Sy ny ota tononkira.serasera.org efa vitanao hatrizay
Tsy ho very ianao fa ndeha mibebaha
Izao anio izao

Zovy moa ianao no tsy mba manantena
Hahazo famonjena
Sa fanirianao ve?
Ny hijaly sy ho voageja ho mandrakizay
Satria lazaiko anao fa ny olo-marina
Ihany no vonjena
Fa ny olon'i satana sy ireo forongony
Dia afo no anjarany

Ref: .......
..................................
Ref: .......

Tsy ho very ianao fa ndeha mibebaha
Izao anio izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Avo
Visites : 7659
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 19/05/2018 10:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304