eny marina kay (Ny Avo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihainoa ianareo mihainoa
misy zaka ambarako anareo ity
ka henoy tsara
andao hiara-hidera ny Tompo ehhhhhhhhhh
malakilaky avao zalahy ehhhhhhh

Tia anao anie ny Tompo eh (eny marina kay)
Tia anao anie ny Tompo eh (eny marina kay)
Izy tsy mahafoy anao eh (eny marina kay)
Na dia mpanota ianao ô! (eny marina kay)
tia anao anie Jesosy (eny marina kay)
tia anao anie Jesosy (eny marina kay)
Izy tsy manary anao eh (eny marina kay)
Izy maty noho ianao ô (eny marina kay)
Mikaiky anao anie ny Tompo (eny marina kay)
Mikaiky anao anie ny Tompo eh (eny marina kay)
Mamela ny helokao eh (eny marina kay)
isanandro vaky izao eh (eny marina kay)

eny eh (eny marina kay, Andriamanitra Ray)
eny ho aho (Eny marina kay tena tia anaaaaaay)
iôôô (eny marina kay, Andriamanitra Ray)
(Eny marina kay tena tia anaaaaay)
oudry (eny marina kay)

miantso anao anie ny Tompo (eny marina kay)
miantso anao anie ny Tompo eh (eny marina kay)
Andao hiazakazaka any eh (eny marina kay)
malakilaky ianao oh (eny marina kay)
mitady anao anie Jesosy (eny marina kay)
mitady anao anie Jesosy (eny marina kay)
Sokafy ny fonao eh (eny marina kay)
Mba hidirany mankao eh (eny marina kay)

eny eh, eny ho aho (eny marina kay, Andriamanitra Ray)
(Eny marina kay tena tia anaaaaaaay)
iôôô (eny marina kay, Andriamanitra Ray)
(Eny marina kay tena tia anaaaaaay)
oudry (eny marina kay)

(tena tsara miaraka @ Tompo eh tena tsara eh!) (x2)
sa akory (eny marina kay)
tsara avao koa miaraka @ i Jesoa io zalahy eh (eny marina kay)
zaho koa empaka @ fahotana avao (eny marina kay)
Izy tsy mahafoy na mahasaraka anao (eny marina kay)
zaka marina avao raha volaniko aminao zegny eh

(eny marina kay, Andriamanitra Ray)
(Eny marina kay tena tia anaaaaaaay) (4)
oudry (eny marina kay)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Avo
Visites : 149
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 12/04/2024 09:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727