'Ndeha ho any (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Ndeha ho any aho
Hamangy anao,any aho anio,
Manahy ihany sao ianao
Variana anilany eo;

’Ndeha ho any aho,
Ho tonga any aho anio;
Ny fo midoboka, manahy,
Misaina ny aminao,
Sao ho’aho ianao tsy miandry, tsy ao.

   Vao mangiran-dratsy any aho dia handeha
   Fa tsy hiandry ny andro maraina
   Hahitako anao
   Na lavitra aza ny aleha ho tongako ihany.
      
  nnqydvr       Fanainga lavitra tsy azo ialàna
        Ny famangivangiana anao;
        Tsy ojzcagd asiana eritreritra izay mety hanjo
        Fa satry hamangy anao
                Raha ho any ianao, na ho eto ihany
             sllaecxk    Manahy aho ny aminao,
                Manahy ny momba anao.

Tsy ho any aho
Tsy hamangy intsony any aho anio,
Miahiahy foana ianao,
Misalasala aho;

Mibedy ianao,
Midongy, miavonavona,
Ny ambom-poko mihodina
Ny saiko mianjona
Tsy misy iriko intsony aminao.

   Notsinjaraiko tany ho any ny fitia
   Fa ny ambongadiny natokako ho tononkira.serasera.org an-dry
   Raha sendra mandalo ianao indray andro any.

        Fanainga lavitra ...sns...

NJILA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njila
Visites : 7576
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Ryana
Date : 21/07/2006 14:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0474