MIVERIMBERINA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miverimberina matetika ato an-tsaiko
Nanjary efa mahazatra ahy
Ireo fombafombanao fahiny
Mahatsiaro angamba ianao any ho any
Fa tsy hay fafana ireny rehetra ireny
Fony mbola vuwwcdir samy zaza tononkira.serasera.org teny isika
Tsy ho ela akory fa toy ny omaly
No edluos niarahako taminao
Embonembona no sisa tavela
Anio aho hisaintsaina
Sy hijanona ato an-trano
Hanokana fotoana ho ahy
Hieritreretana ny momba anao
Fiaraha-miafinay tsy ho adino
Tsy sahinay haseho olona
Fa natokanay ho anay samirery
Toa misarisary eyyun adala foana isika
Tsy mety matotra amin’izay atao
Mivezivezy lava ny fisainanao
NJILA
Nanjary efa mahazatra ahy
Ireo fombafombanao fahiny
Mahatsiaro angamba ianao any ho any
Fa tsy hay fafana ireny rehetra ireny
Fony mbola vuwwcdir samy zaza tononkira.serasera.org teny isika
Tsy ho ela akory fa toy ny omaly
No edluos niarahako taminao
Embonembona no sisa tavela
Anio aho hisaintsaina
Sy hijanona ato an-trano
Hanokana fotoana ho ahy
Hieritreretana ny momba anao
Fiaraha-miafinay tsy ho adino
Tsy sahinay haseho olona
Fa natokanay ho anay samirery
Toa misarisary eyyun adala foana isika
Tsy mety matotra amin’izay atao
Mivezivezy lava ny fisainanao
NJILA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjilaHits : 7151
Likes : 0 Like
Created by : Linah D
Date : 22/07/2003 11:06
