EO AN-TANANAO (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mibaliaka soa ny masoandro
Ny Tompo anie anay, miaraka aminay
Ka ny fiainanay mirindra isan’andro
Izy re no manda fiarovanay

                     Ka na sarotra izany lalanay
         vfxz           prjdoy   O! tazony Ray o! ka tohano
                     Isan’andro re na dia maro be
                     Ireo an-kaso sy tononkira.serasera.org ny ranomaso

Eo an-tananao ry Ray o! tena tiako
Ny fiainako sy ny diako
O! tazominao, arovinao hatrany
Koa matoky aho raha mbola eto an-tany

                    dgceipow               NJILA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njila
Visites : 4686
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Linah D
Date : 04/08/2003 07:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2508