EO AN-TANANAO (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
Raha mibaliaka soa ny masoandro
Ny Tompo anie anay, miaraka aminay
Ka ny fiainanay mirindra isan’andro
Izy re no manda fiarovanay
kuic Ka na sarotra izany lalanay
ywgsfw O! tazony Ray o! ka tohano
Isan’andro vohaaoiw re na dia maro be
Ireo an-kaso sy ny ranomaso
Eo an-tananao ry Ray o! tena tiako
Ny fiainako sy ny diako
O! tazominao, arovinao hatrany
Koa matoky aho raha mbola eto an-tany
NJILA
Raha mibaliaka soa ny masoandro
Ny Tompo anie anay, miaraka aminay
Ka ny fiainanay mirindra isan’andro
Izy re no manda fiarovanay
kuic Ka na sarotra izany lalanay
ywgsfw O! tazony Ray o! ka tohano
Isan’andro vohaaoiw re na dia maro be
Ireo an-kaso sy ny ranomaso
Eo an-tananao ry Ray o! tena tiako
Ny fiainako sy ny diako
O! tazominao, arovinao hatrany
Koa matoky aho raha mbola eto an-tany
NJILA
--------
Link:
