Zoriko ny lalako (Niu Raza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zoriko ny lalakoRaha izay tian'ny olona foana no atao
Dia hiaina ve isika?
Raha hihaino kiana foana izaho sy ianao
Dia handeha lavitra ve isika?
Baikobaikon'olona isan'andro
Misy foana izay ho aleha
Fa izaho tsy manaiky lavo
Ny tia ahy koa be dia be
Fa zoriko ny lalako
Na hisy hisakana aza eny andalana eny
zoriko ny lalako
Fa Zanahary no manome
zoriko ny lalako
Na hisy hisakana aza eny andalana eny
zoriko ny lalako
Fa Zanahary no manome
Eny maro
Maro ny zavatra tiako hatao
Fa maro
Maro ny tahotra ato antsaiko ato
Oh yeah...
Zoriko ny lalako
Na hisy hisakana aza eny andalana eny
zoriko ny lalako
Fa Zanahary no manome
zoriko ny lalako
Na hisy hisakana aza eny andalana eny
zoriko ny lalako
Fa Zanahary no manome
Izaho mbola hijoro foana na lavo
Zaho mbola hijoro
Yeah
Zoriko ny lalako
Na hisy hisakana aza eny andalana eny
zoriko ny lalako
Fa Zanahary no manome
zoriko ny lalako
Na hisy hisakana aza eny andalana eny
zoriko ny lalako
Fa Zanahary no manome
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Niu RazaVisites : 1576
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 18/04/2022 10:40