Foko vato (NISEA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo fa tsy hefa, terena tsy hiondrika
Niezaka ihany aho hanampy ny hafa
Nefa izaho aza
Efa nandohalika, nefa nihatakona
Narary mafy aho tsisy nahita
Fa niady irery teo

BR
Tsy nisy nandre, tsy nisy nanome
kanefa mahatoky, ny ho tafarina

Mbola minia hanome tsiny
Na samy diso aza tsy mino
Valim-pitia tsy azo amidy
Fa azo resena ny hadalana

REF
Adinony fa tsy safidy
tsy maintsy ho sasatra, tsy maintsy ho reraka
Ny ampitso ho hita, ny anio mangidy
Mba sakambino aho
fa aza avela hikipy

Sendra mpitarika, nefa nivadika
Vavaka tsy ampy, ny farany tsy handry
Mangataka aminao

Mena ny lanitra, tezitra ilay niharitra
Saingy fo vato ny fahotako
mitombo ihany fa...

BR

REF

Tsisy nandre, tsisy nanome
nefa tsy dia manenjika
Ny fiteny mamizana
Aleoko manidy ny fo

Tsisy nandre, tsisy nanome

tsy nisy nandre, tsy nisy nanome
kanefa mahatoky, ho tafarina

REF
--------
Lien:
Commentaires
goodnssgirl ( 01/07/2017 13:28)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NISEA
Visites : 1461
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : niseaofisialy
Date : 23/06/2017 15:35
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0233