Tsy safidy (Nina's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mampino fa dia tampoka teo
Toa manonofy aho nefa indrisy fa ywlsclsu lasa tokoa
Ho any amin'ny mandrakizay? ianao
Eto izahay navelanao
Haiko fa tsy safidinao ny handeha
F'ilay ora no efa voatendry
Ka tsy afa-manoatra
Fa Izy no maka sy manamboatra
Tsy ho voafafa velively ato an-tsaiko juue
Ilay fiarahantsika roa namela mamy, sombinaina
Hotsaroako hatrany
Mandra-pialako etý an-tany
Na lay feonao rehefa miantso ahy manao hoe
Miraikitra qaof tsy miala ato an-doha
Rehefa mahatsiaro, mitamberina avokoa
Tsy nampoiziko ny nandehananao
Izaho tononkira.serasera.org mila ho lasa adala
Mbola te hiantsoantso mafy
Hoe miverena malala
Tsisy anao izahay mahatsiaro banga
Atao ahoana moa fa izay no anjara
F'ianao matokisa, zanatsika karakaraiko tsara
Antenaiko fa mbola hifankahita indray andro any
Satria ny etý an-tany dia natao ho fandalovana ihany
Any am-parany any
Ka amin'izany fotoana izany
Ireo sento sy ny tomany
Hisolo hafaliana sy haravoana sesilany.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Nina'sVisites : 11804
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 14/04/2019 16:19