IZAY DIA IZAY (Ndondolah sy Tahiry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mety intsony Aho, fa rahefa izay dia izay dia izay.
Tsy cwubqsq lasa intsony ireo mpanatsatso sy miteny.
Fa fitiavako io safidik’io, ny Ahy izay tiako ihany.
Tsy mety intsony jxzm aho, raha mbola ianao no miteny Ahy.
Tsy lasa intsony ireo fosafosanao hatrizay dia izay.
Tsy mety intsony Aho, tsy izay lazainao dia ho ekeko o!

Tsy mety intsony aho, raha mbola ianao no miteny Ahy.
Ref:
Izy no tiako tena tiako, tiako fotsiny tsotr’izao,
Tsy noteren’ilay fitia, fa izay sitrapoko hiafarany.
Fa safidin’ny fo, fitiavako io, ny Ahy izay tiako ihany.
Tsy mety intsony aho,
tononkira.serasera.org Raha mbola ianao no mibaiko Ahy. ( x 2 )
Tsy gtvvef hoe hilaza aho, hoe tsy azo atoro aho indraindray dia izay
Tsy mba miteny Aho, mahavita-tena sanatria!
Fa fitiavan’ny fo safidik’io, tsy izay tianao ihany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndondolah sy TahiryVangy : 11315
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ANDRIARIVONY A. SETRA ( ALGOS )
Daty : 14/11/2003 02:37