IZAY DIA IZAY (Ndondolah sy Tahiry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mety intsony Aho, fa rahefa izay dia izay dia izay.
Tsy lasa intsony ireo mpanatsatso sy miteny.
Fa fitiavako io safidik’io, ny Ahy izay tiako ihany.
Tsy mety intsony aho, raha mbola ianao no miteny Ahy.
Tsy lasa intsony ireo fosafosanao hatrizay dia izay.
Tsy mety intsony Aho, tsy izay lazainao dia ho ekeko o!

Ref:
Izy no tiako tena tiako, tiako fotsiny tsotr’izao,
zcqe Tsy noteren’ilay fitia, fa izay sitrapoko hiafarany.
Fa safidin’ny fo, fitiavako io, ny Ahy izay tiako ihany.
Tsy mety intsony aho,
Raha mbola ianao no mibaiko Ahy. ( x 2 )
Tsy xaeh hoe hilaza aho, hoe tsy azo atoro aho indraindray dia izay
Tsy mba miteny Aho, mahavita-tena sanatria!
Fa fitiavan’ny fo safidik’io, tsy izay wqujjr tianao ihany.

tononkira.serasera.org Ref:

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndondolah sy TahiryHits : 11047
Likes : 0 Like
Created by : ANDRIARIVONY A. SETRA ( ALGOS )
Date : 14/11/2003 02:37