TAMIN'INY LALANA INY (NARY ARTHUR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin’iny lalàna iny teny an-tanan’olon-kafa ianao no tazako
Saika hiantso aho, hanonona ny anaranao ny vavako
Nefa tampoka, ny molotro hisokatra noferako
Ka nijanona aho, tononkira.serasera.org navadiko im-pito aloha ny lelako
Fa raha iny aho no avy bzfpu dia nanatona eo anilanao
Nanahoana moa uhnwbr no tokotokony ho fihetsikao
Fa raha iny moa no natsofoko amy tananao ny tanako
Satria ianao tivybx efa nanaiky ny hiara-dalàna amiko
Malalako taloha no ilazako anao
Ho namako indray ianao manomboka izao anio izao

Ka nijanona aho, navadiko im-pito aloha ny lelako (3)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NARY ARTHURVisites : 10446
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andriamady Doris
Date : 12/07/2003 19:50