RAHA MOMBA (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tsy mba miteraka ckyqm hono
Dia maniry ny mba hampinono
Mitsiriritra ny zanaky ny olona
Ho sangiana sy hitolontolona
detzcn Ny tsy miteraka anie ka mangidy
Ny zaza dia tsy mba voavidy
N’inon’inona vola eo an-tanana
Raha tsy anjara dia tsy mety manana
Ny tsy miteraka dia kkpw mahavatra
Manangana zaza mahantra
tononkira.serasera.org Mikolokolo ny tsy an’ny tena
Mandova ny vola sy harena
Ny tsy miteraka anie ka mangina
Fa tsy misy ho rotsirotsiana
Tsy mba manana ankizy antsoina
Ny an’ny hafa no safosafoina
Fa hoy ny tenin’ny mahay milaza
Anjely jamba hono no mpizara zaza
ka izay misy mitomany ihany
No hanaterany betsaka hatrany
Naly R.
Dia maniry ny mba hampinono
Mitsiriritra ny zanaky ny olona
Ho sangiana sy hitolontolona
detzcn Ny tsy miteraka anie ka mangidy
Ny zaza dia tsy mba voavidy
N’inon’inona vola eo an-tanana
Raha tsy anjara dia tsy mety manana
Ny tsy miteraka dia kkpw mahavatra
Manangana zaza mahantra
tononkira.serasera.org Mikolokolo ny tsy an’ny tena
Mandova ny vola sy harena
Ny tsy miteraka anie ka mangina
Fa tsy misy ho rotsirotsiana
Tsy mba manana ankizy antsoina
Ny an’ny hafa no safosafoina
Fa hoy ny tenin’ny mahay milaza
Anjely jamba hono no mpizara zaza
ka izay misy mitomany ihany
No hanaterany betsaka hatrany
Naly R.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Naly RakotofiringaVisites : 4321
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 16/09/2004 09:01
