Iza (ft Felly) (MIKEA (Théo Rakotovao))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiafiana hatramin'izay eFa tsy kivy nanantena foana
N'inon'inona hiseho e
Nataoko izay mba azo atao e
Torompy fitiavan-tena nanjaka teto ô ô
Saina feno haratsiam-panahy e e
Zay mety ho anjaranao tsy omeny, tazominy ho azy
Nataoko izay mba azo atao e
Torompy fitiavantena nanjaka teto ô ô
Fa aiza e no hisy tsiky tsisy tomany
Fa aiza e no hisy fitiavana
Iza e , iza e e
Tsisy olo hafa ho tena namana
Iza e , iza e e
No afaka hanambara
Hoe tena namanao
Faniriana e, hifanampy foana (hifanampy foana e)
Vezivezy mba ombao ieah
Tsy hitako ny raha atao ka sarombava aho e
Aia ma Janahariko e madigny Agnao aho e
Tsekotseko lava avao natao, nefa longonao avao
Nataoko izay mba azo atao e
Torompy fitiavantena reo nanjaka teto
Fa aiza e no hisy tsiky tsisy tomany
Fa aiza e no misy hasambarana
Iza e , iza e
Tsisy olo hafa ho tena namana
Iza e , iza e e
No hafaka anambara
Hoe tena namana
--------
Lien:
A propos
Artiste : MIKEA (Théo Rakotovao)Visites : 12661
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 21/01/2015 18:59