TEBITEBY (Mihanta)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
In-telo aho no niantso anao tamin’ny alina,
Mila anao handrotsirotsy izany foko !
Fa nikotroka mafy, ny tato anaty,
Tebiteby mitambolona,
Fa indrisy anefa tsy tojo anao,
Ka ranomaso no mijohy.

Tsy nety nitony ny foko, tamin’ny alina
Indrisy fa tsy nisy akony ny antsoko !
                 Toa nipenipenina toy ny adala,
                 Tsy andriko ibffhe intsony ny andro maraina.
      lnzx            Hiazakazaka aho hiantsampy aminao,
                            Nefa toa nofinofy…

Ety an-dalambe aho no mandefa ny sento,
Sahirana ny saiko, miantso anao !
Te hanonona mafy ny anaranao,
Mijaly ny fo dia mitaraina…
Ahiahy tokoa no mandrakotra ahy,
Nefa ianao no tokiko…
Te hanonona mafy ny anaranao,
    luhlv                      Mijaly ny fo dia mitaraina…
                         Nefa mino aho fa ianao koa,
                    tononkira.serasera.org      Mieritreritra ahy foana !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mihanta
Visites : 1178
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenohasina28
Date : 15/02/2023 06:56
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0159