AVIA AOKA ISIKA HIANKOHOKA (MIARY FANANTENANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia aoka isika pkgjw hiankohoka
Eto anatrehan'Andriamanitra
Hanao feo fifaliana ho an'ilay
Vatolampy herintsika

Jehovah no anarany
Tsitoha Izy sady tononkira.serasera.org Masina
Ny voninahiny
Dia efa misandratra


Auteur compositeur flmucaqa Jimmy Andrianjaka lqjovvj

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIARY FANANTENANA
Vangy : 2508
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GROUPEMF
Daty : 25/08/2009 11:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0397