nefa ianao (Meizah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Heyhey, mba manontany tena tbyfaty aho hoe izaho ve no diso sa ianao ?
ouhou, ilay lalantsika mantsy tafaray lasa hoe izaho sy ianao

heyhey rehefa lasa ny eritreritra, mandinika ny fomba fihetsika eh
hey, toa manaitra sy mapihetsika eh,
hey, ny foko tsy mahetsika

Ohatran’ny tantara mamy anaty ngidy
nefa ianao ilay izy ilay safidy
hiarahana hatrany
na hafaliana na tomany
ianao foana hatrany hatrany

ianao ilay mampijaly
ianao ilay mapitapy
ianao mampitomany
kanefa ianao foana

Raha mba azonao izany
ilay fijaliana mamy
mameno mankarary
kanefa ianao foana

Heyhey, aza ataonao hoe adala raha sanatria aho ka tsy miala aminao
ouhou, fantatrao ihany anefa fa ny tokana ato am-poko dia wvkedqjh ianao

heyhey, tsy midika hoe hisaraka lalantsika mbola tononkira.serasera.org ho lava eh
tsy natao tantara ho rava eh
tsy ho afaka am-bava

Ohatran’ny tantara mamy anaty ngidy
nefa ianao ilay izy ilay safidy
hiarahana hatrany
na hafaliana na tomany
ianao foana hatrany hatrany

ianao ilay mampijaly
ianao nrmc ilay mapitapy
ianao mampitomany
kanefa ianao foana

Raha mba azonao izany
ilay fijaliana mamy
mameno mankarary
kanefa ianao foana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Meizah
Visites : 7102
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mandachoo
Date : 06/11/2012 10:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0508