Tiako ianao kanefa ( -- Mbola tsy fantatra --)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao
Tiako ianao?
Tiako ve ianao?
Tiako ianao kanefa

Tiako mgkuc ianao kanefa
Toa voasembatsembana
Ilay fitia izay tiako omena
Sady tsy azoko terena

Voasembatsemban'ny fiainana
Samy manana qjglp ny làlany
Izaho sy ianao raha jerena
Tsy antenaina hifanena

Tiako ianao kanefa
Toa kely ny finoako
Satria ianao efa an'olon-kafa
Ianao efa manan-tompo

Meloka aho arak'izany
Raha mitia anao ihany
Ka tcved tsy aleo ve foanana any
Ny fitiavako rahavako?

Raha fintinina,tiako ianao kanefa
Misy tononkira.serasera.org rindrim-bato manasaraka antsika
Ka manery ilay fitiavako
Manery azy mba hangatsiaka

Eny, tiako ianao
Tiako tena tiako
Ka raha ny faniriako
Dia ianao no ho vadiako
Indrisy anefa...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : -- Mbola tsy fantatra --
Visites : 3219
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lah'fahtra
Date : 12/03/2018 13:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.037