Gasikaran'I Jesosy ( -- Mbola tsy fantatra --)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gasikara tanindrazan-tsika
,tany sarobidy mhclnmo nomen'I Jehovah
Madagasikara anjakan'I Kristy
,izay manana azy dia mandresy
Voaharo amin'ny loza

Ka andao isika anandra-peo
Itsaoka sy hidera azy
Anome voninahitra an'I Ray
Fa lafatra sy kanto ireo voahary
...
Nomeny tononkira.serasera.org antsika anjakana atr'izao

Taloa izy ity blvhkktj navy niny zanatany frantsay
Nitorognandreo ankeriny
Ireo olo be taloa tagny
Tsy nagneky atsika na niafara tamin'ny fahafatesana
Farany ireo vazaha mba nahatsapa niala
Farany Malagasy mbola nahazo ''place''

Ray ô! Misaotra anao izahay
Namindranao fo tamin'ny taninay
Marigny tompo ô razanay tsy nahay nitana pdeydbk basy
Fa noho ny fitiavanao 'zay nandresy ny mafy

Aza atakalonao vola aman-karena
F'ity tany ity,izy ity nintsika eee...
Aza amidinao @firenena hafa
F'ity nosy ity fa io nintsika eeee...

Ooouuuoouooouuuooouu
Ooouuuoouuoouu

Ka andao....

Gasikara....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : -- Mbola tsy fantatra --
Visites : 5834
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : laurin_Yan
Date : 09/08/2016 12:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0676