Vacances à NosyBe (Max Exception)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
A chérie e ! tiako loatra anao
Andro raiky ’zaho tsy anilanao chérie, ’zaho mararirary e !
A chérie e ! matinao ’zaho
Anao koa lasa lavidavitra any chérie, ’zaho marary ngôma

Tsaroako ’lay vakansy nandalo NosyBe
Ambatoloaka plage nifanôjo antsika roe
Tsisy koragna maro nifankatia be
Harivariva aller dancer
Amin’ny vakansy ho avy himpôdy à NosyBe
Ambatoloaka plage mbola hiseky antsika roe
Filao kovety raiky atono fa paré
Harivariva aller dancer i ! e i e !

A chérie e ! tiako loatra anao
Andro raiky ’zaho tsy anilanao chérie, ’zaho mararirary e !
A chérie e ! matinao ’zaho
Anao koa lasa lavidavitra any chérie, ’zaho marary ngôma

Tsara, tsara tena tsara
(Vacance à NosyBe)
Meva, meva tena meva
(Vacance à NosyBe)
Tiako, tiako tena tiako
(Vacance à NosyBe)
Nahitako anao cherie e !
(Vacance à NosyBe)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Max Exception
Visites : 10869
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Randria Max
Date : 06/08/2003 11:03
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.012