Voninkazo (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tiako raha ianao no vo voninkazo handravaka ny foko
Avelao hankafy izany foko efa tia
Fa ianao no mahafinaritra ny fo sy fanahy
Miantso moa mba avia eny mba mivilia

Feno anao izao ny fanahy ka avelao mba hitantana an-dry
Ilay masoandro ravoravo, he jereo mamiratra akia

Ref:OAY!Avo re izao ny lanitra tsy ho takatra fa ianao tena sahy
OAY!nitsiky ianao ka tamy, avy tsy niambahamba
Dia nilaza fa ianao mba toa ahy
o o o o o

2-Injay namelana ilay voninkazo manitra dia aoka fotsiny ihany
Lasa toa nahasaropiaro ahy ilay hatsarana kanefa aho mpindrana ihany

Feno anao izao ny fanahy ka avelao mba hitantana an-dry
Ilay masoandro ravoravo, he jereo mamiratra akia

Ref:OAY!Avo re izao ny lanitra tsy ho takatra fa ianao tena sahy

Br:Na dia sarotra hoahy ny hanadino ny fisianao
Tsy maintsy avelako any satria tsy ahy dia tsy manahy

Ref:OAY!Avo re izao ny lanitra tsy ho takatra fa ianao tena sahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Marion
Visites : 5613
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 07/11/2014 21:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0721