Masoandro (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aty zaho fa niova
Tsy toy ny taloha (ny taloha)
Efa nio-, efa nio-
Efa niova!
Tsy hadiditra intsony aho
Tsy atao manindroa
Aoka aloh, aoka aloh
Mba henoy zah moa vadiko!

Fa bandy ne adala
Hainao ihany
Ny foko nenao,
tsy miala aminao zah

Ianao mahalala
Fankam-panahy
Tsy ilaozana raha mbola eto an-tany

Hainao vadiko oh
Mitomany anao isan’andro
Malahelo ny fo!
Fa baby, love ianao lay masoandro

Eh!
Oh ou ou, ou ou ou!
Lay baby, love ianao lay masoandro
Eh
Oh ou ou, ou ou ou!
Baby, love aminao, lay masoandro

Efa hatraiza hatraiza
Voatety daholo
Toetra bika
Rehetra manontolo

Dia niandry anao ho ahy zah
Ts’hita izay hasolo
Anao io, anao io
Mba henoy zah moa vadiko

Fa bandy ne hankahala (hankahala)
Hainao ihany
Ny foko nenao tsy miala aminao zah

Ianao mahalala
Fankam-panahy
Tsy ilaozana raha mbola eto an-tany

Hainao vadiko oh
Mitomany anao isan’andro
Malahelo ny fo!
Fa baby, love aminao, lay masoandro

Eh!
Oh ou ou, ou ou ou!
Lay baby, love aminao, lay masoandro
Oh ou ou, ou ou ou!
Baby, love aminao, lay masoandro

Dia miangavy aza ilaozanao!
(Mba miangavy aho)
Annh aanh ah!
Aanh anh ah! X2

Hainao vadiko oh
Mitomany anao isan’andro
Malahelo ny fo!
Fa baby, love aminao, lay masoandro

Eh!
Oh ou ou, ou ou ou!
Lay baby, love aminao, lay masoandro
Oh ou ou, ou ou ou!
Baby, love aminao, lay masoandro

Hainao vadiko oh
Mitomany anao isan’andro
Malahelo ny fo!
Fa baby, love aminao, lay masoandro

Eh!
Oh ou ou, ou ou ou!
Lay baby, love aminao, lay masoandro
Oh ou ou, ou ou ou!
Baby, love aminao, lay masoandro
--------
Lien:
Commentaires
desimar ( 09/03/2017 12:44)
mlay lets elah marion,mahai mihir,tsar feo,tena talentanw mints n mihir gadon RNB,tik b n hiran indrindr le masoandro,tohiz lets f zah mak an'lah fon2,zah ku manantena f hiarak ihir isik indrai andro an,sur ranga
rathony ( 12/03/2017 04:30)
tsara ka
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Marion
Visites : 2724
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 10/11/2016 10:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2144