Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mandihy sega (Mami Bastah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ao an-tanana dia smy efa tapi-nanoko nahandro
Hifandimby toerana indray re ny volana sy ny masoandro
Hariva diavolana ny any aminay ravahin’ny aloky ny ala-papay
Misy lanonana ao an-tranàna ka dia miomàna
Andian’ankizy sy tanora maro mifalihavanja
Tarafin’ny taratr’ilay diavolana ka samy manja
Mifampisakambina toa tsy hisaraka mamonjivonjy ny toera-malalaka
Mitohy ny lanonana ao an-tanàna ka dia miomàna
Miara-midola mirindra mamindra na vavy na lahy
Miara-midola sy mihetsiketsika mandihy sega
Ny ranjo efa henjana mitotoronjaka nefa ny dhxvooh saina tsy mahatsiaro vizana
No nanafana ka mahatamana izany sega
Miara-miredona mihiratra toa olona iray
Arahin’ny tononkira.serasera.org fidoladolan’ny ala-papay
Ka ny mkwgcq diavolana pqwrhglp no manazava mandefa ny tarany eny amin’ny tava

Reo tovovavy kosa finaritra ery mampandihy n y valahiny
Moiara-midola amin’ny mpoitendry mozika fa io no arahiny
Reo tovolahy sasany teo rvy ery, mifidy ny manja sy mahay mandihy
Manararaotra mandeha mandihy hay hitory fitia
Reo olon-dehibe efa sasa-dahasa nandao ny fandriany
Tsy tafabdry mandry fa manembonembona ny andro fahiny
Dia mamonjy sy toera-malalka ka na dia efa vizana sy efa valaka
Misosososo manenjika pà fa mandihy sega

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mami BastahVisites : 1465
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tynede
Date : 18/06/2021 14:54