Mbola ho avy (Mami Bastah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola ho avy ilay maraina vaovao
Hitondra hasambarana ho ahy sy ho anao
Mbola tononkira.serasera.org ho foana ny antsoantso mitalaho
Ny tomany nampijaly dia handao
Mbola ho afaka ny gadra ny fahoriana
Ny tafondro sy ny basy dia hangina sy hosina
Mbola ho potika ilay tsy fitoviana
Nampisaraka antsika roar dnitzy y tiana
Ny alahelo dia ho foana
Ka ho falifaly lava
Ny kibo tsy ho noana
Ny aretina hisava
La! La!la !...
Mbola ho avy ny hazavana vaovao
Ny aizim-pahantrana dia ho tapitra hatreo
Mbola ho avy ny hazavana vaovao
Ho lavi-pihafiana sy nrxvvgu toreo
Mbola ho avy ny haravoana lavin-tsento
Ka ny tsikitsiky no hanjaka ety
Mbola hifarana ny fijaliana sonqwluy eto
Ka hihirahira, hifaly sy handihy
Hitondra hasambarana ho ahy sy ho anao
Mbola tononkira.serasera.org ho foana ny antsoantso mitalaho
Ny tomany nampijaly dia handao
Mbola ho afaka ny gadra ny fahoriana
Ny tafondro sy ny basy dia hangina sy hosina
Mbola ho potika ilay tsy fitoviana
Nampisaraka antsika roar dnitzy y tiana
Ny alahelo dia ho foana
Ka ho falifaly lava
Ny kibo tsy ho noana
Ny aretina hisava
La! La!la !...
Mbola ho avy ny hazavana vaovao
Ny aizim-pahantrana dia ho tapitra hatreo
Mbola ho avy ny hazavana vaovao
Ho lavi-pihafiana sy nrxvvgu toreo
Mbola ho avy ny haravoana lavin-tsento
Ka ny tsikitsiky no hanjaka ety
Mbola hifarana ny fijaliana sonqwluy eto
Ka hihirahira, hifaly sy handihy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mami BastahHits : 1641
Likes : 0 Like
Created by : tynede
Date : 18/06/2021 14:54
