Sao dia ataon'ialahy (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao dia ataon'ialahy hoe manadino letsy aho a
Tsia letsy a, tsy maintsy mody any letsy aho a
Sao dia ataon'ialahy hoe mirediredy letsy aho a
Tsia letsy a, mbola tononkira.serasera.org tsy bedy letsy aho a
Ny kkypofb fiainana, hono letsy, tsy vita mora
Raha vao solafaka eo ialahy, be ny mpanakora
Ka ny mora kivy, io no tsy atao
Fa ao ambadika ao ny anjaranao
Sao dia ataon'ialahy hoe katry lava letsy aho a
Tsia letsy a, mba misotrosotro letsy aho a
Sao dia ataon'ialahy hoe mamo lava qmht letsy aho a
Tsia letsy a, fa malahelo letsy aho a
Ny fiainana, hono letsy, tsy vita mora

Sao dia ataon'ialahy hoe mihani-kazo letsy aho eqpsj a,
Tsia letsy a, mamboly voninkazo letsy aho a.
(Raoul)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MahaleoVisites : 34174
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 24/02/2015 12:06