Fitia antsokosoko (Meloka) (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira : FITIA ANTSOKOSOKO
Mpihira : MAHALEO
Fantatro fa tsy azo atao
Meloka aho bgdespv minia mitia anao
Saingy symla tsy voatanan’ny foko
Ny Hitia anao antsokosoko
Notanako am-po tsy miloaka
Noferaka tsy navelako hivoaka
Kanefa toa hery tsy haiko tohaina
Tiko ho dradradradraina
Fa ianao anilako eo
Hitako sy reko feo
Toa akaiky nefa tsy tananako
Tsy ho ahy iano fa fantatro
Fa ny anao ny fo efa manantandrify
Efa eny antratrany eny ianao no mitampify
Ny tononkira.serasera.org ahy misy tady eny ambozonana
Midiridiry tsy hay takonana
Ny taonantsika koa manelanelana
Izaho efa halazo ianao vao esbaj voa hamelana
Ianao ary elatra enti-hisidina
Izaho efa Hitsingidina
Ny lalantsika tsy hifanantona
Tsy hihaona akory dia indro mihantona
Samy tia nefa tsy manantena
Ny lalantsika tsy hifanena
Mpihira : MAHALEO
Fantatro fa tsy azo atao
Meloka aho bgdespv minia mitia anao
Saingy symla tsy voatanan’ny foko
Ny Hitia anao antsokosoko
Notanako am-po tsy miloaka
Noferaka tsy navelako hivoaka
Kanefa toa hery tsy haiko tohaina
Tiko ho dradradradraina
Fa ianao anilako eo
Hitako sy reko feo
Toa akaiky nefa tsy tananako
Tsy ho ahy iano fa fantatro
Fa ny anao ny fo efa manantandrify
Efa eny antratrany eny ianao no mitampify
Ny tononkira.serasera.org ahy misy tady eny ambozonana
Midiridiry tsy hay takonana
Ny taonantsika koa manelanelana
Izaho efa halazo ianao vao esbaj voa hamelana
Ianao ary elatra enti-hisidina
Izaho efa Hitsingidina
Ny lalantsika tsy hifanantona
Tsy hihaona akory dia indro mihantona
Samy tia nefa tsy manantena
Ny lalantsika tsy hifanena
--------
Lien:
