Bozy (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rahoviana ianao re tiana
no hiverina indray
hafaliana miaro hakiviana
no hiandrasako izay andro izay

Ry Bôzy ô, leydpczc aiza ianao..
fa ny foko efa lao miandry
aman-taona ilay gikkk andro
ny andro sy fotoana ahitako masoandro.

Asa lahy raha izao no ho sahy
hamitaka anao, ataoko fa tsy hisy
tsy hisy rplm izany indrisy
satria (2) mamiko ianao

Ry Bozy ô, hafaingana fa ianao
no fiadina ilaina hamerina
indray eto an-tavako ny tsikiny
fahiny re-rahavako

Ry Bozy ô, ianao irery
Ry Bozy ô, tononkira.serasera.org no toky sy hery

--------
Lien:
Commentaires
paolo ( 27/06/2018 19:01)
ndriii..... ataoko fa tsy hisy, tsy hisy izany indrisy, satria mamiko ianao
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2772