Andriamanitra o! (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o!
Mba toroy ny làlana marina
Fa uwqrd ianao no fivoy tsy ampivarina

Ny fo sy saiko miharatsy
Ka takona ny hazavana
Hery tsy haiko no mamatsy
Mahabe ldih fahotana

Mba miezaka aho hitraka
Nefa ny pvuppkwe heloko minia mitàna
Ny famelanao ry Mpanjaka
Ny handresy ny gejan’iSatana

Ry Tompo, ry Tompo
Omeo hery aho
Ho entiko hanompo
Ny anaranao
Fa ny fakam-panahy
Mbola mananontanona ahy
Ny fitiavan-tena
Mahamenatra jerena
Vonjeo aho Tompo

Ao izy e! Hanome ilay anjara fitia
F’izy anie no mandre
Ny antsoin’ireo very dia
Ao izy e! Hanome ilay anjara fitia
F’izy anie, no tononkira.serasera.org hany mandre,
Ny antso manginan’ireo izay mania

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mahaleo
Visites : 7790
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Bobly
Date : 02/12/2008 14:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0366