sarah zeo (Mafian'aty)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafianaty : Alkah & Lam kaizah - Sarah zero

Tena hoe zeo ianao ry sarah
Ity ilay tsy azonao ialana  
Jereo anie ny sary
Tsy vitan'ny efa miodina fa kay mbola mi-sôrah
Vita ny amin-tsika tena kôzy hoy aho ma sérieux

Tsy zakanao ny valiny
Ela notoratorahana ianao
Androany tadidio fa nahavoa mason'angatra
Ny entanao sy ny tariny
Ento daholo daholo dia aza asiana adino
Soa ihany fa ny ao ambony kay tsy miangatra
Izaho mba nanantena ho modely,ravaky ny tokantrano, nantenaiko ho fitaratra
Tsy nampoiziko ny zava-nitranga , niova ny tantara, nivadika ny pejy, ianao kay tsy faka taranaka

ref:
Tena hoe zeo ianao ry sarah
Ity ilay tsy azonao ialana  
Jereo anie ny sary
Tsy vitan'ny efa miodina fa kay mbola mi-sôrah
Vita ny amin-tsika tena kôzy hoy aho ma sérieux

Niodina ny fotoana, ny tena ve nahalala?
Nihevitra aho nahazo ampela tsaratsara
Anafarako mihintsy ny zanaka amam-para
Fa tsy izay manana bika sy endrika kay no tena tsara
Fa izy iny tsy hitahita rehefa manomboka harivariva
Lazainy fa hoe alim-bavaka kanefa mamonjy karak's no hitako
Fotom-pisainana zero, manaraka life-na Bad gyal
f'izay manana Pajero dia afaka mitondra anazy mivoaka alina

ref:
Tena hoe zeo ianao ry sarah
Ity ilay tsy azonao ialana  
Jereo anie ny sary
Tsy vitan'ny efa miodina fa kay mbola mi-sôrah
Vita ny amin-tsika tena kôzy hoy aho ma sérieux

ref:
Tena hoe zeo ianao ry sarah
Ity ilay tsy azonao ialana  
Jereo anie ny sary
Tsy vitan'ny efa miodina fa kay mbola mi-sôrah
Vita ny amin-tsika tena kôzy hoy aho ma sérieux
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mafian'aty
Visites : 31
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mafianaty
Date : 20/05/2026 08:54
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0538