Mariella (Mafian'aty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hilaza sy tsy hanome toky betsaka aho eSao lazainao fa mamorina izaho
Ka aleo ny tantara no hitsara dia iaraha-mahalala
Fa izaho tsy mandainga aminao
Anilanao io tsapako mahasambatra ahy e
Mba satriko aza eo anilanao foana anie
Anilanao io tsapako mahasambatra ahy e
Raha any ankafa mbola ankamantatra be
ref: (x2)
Fitiavako rehetra lasanao Mariella
Tena love aminao io izaho
Tsy mila hafa intsony aho
Fa efa ianao ihany no ahy
Tsisy ahasolo anao Mariella
Mba tiako ho fantanao
Mba tiako ho tsapanao
Fa babonao ny fo Mariella
Ka noho izany dia lazao
Izay ao amponao ao
Fa aza ampiandrasina ela aho
Mba tiako ho fantanao
Mba tiako ho tsapanao
Fa babonao ny fo Mariella
Ka noho izany dia lazao
Izay ao amponao ao
Fa aza ampiandrasina ela aho
ref: (x2)
Fitiavako rehetra lasanao Mariella
Tena love aminao io izaho
Tsy mila hafa intsony aho
Fa efa ianao hoy aho no anahy
Tsisy ahasolo anao Mariella
Oh my love, fitiavako efa lasanao io
Gyal tell me what you want, fa I'm gonna do
Tena tia izaho tiako raha mba tsapanao io
Oh oh I do love you
Gyal tell me what you want, what I should do
I'll do it whenever if for you
Faniriako mba ho mandrakizay ny antsika roa
'Cause life is no no pain, when I am with you
ref: (x2)
Fitiavako rehetra lasanao Mariella
Tena love aminao io izaho
Tsy mila hafa intsony aho
Fa efa ianao hoy aho no anahy
Tsisy ahasolo anao Mariella
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mafian'atyVangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mafianaty
Daty : 28/05/2026 09:07
