Tongasoa (Mafian'aty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tecki & alkah mafian'aty emblem ref:
Miarahaba ianareo, tongasoa amin'ny tanana
Salama aby ianareo, mafianaty tsy manavaka ry akama
Miarahaba anareo, tongasoa amin'ny tanana
Salama aby ianareo, mafianaty manafana eto androany an an an
Inona vaovao ô, ino maresaka any e
Elaela ny tsy niaonana ka, faly izahay mampandroso anao io androany e
Arabaina tongasoa izay efa mahafantatra
Eto izahay manentana an'izay mbola tsy mafantatra
Manatona ra tia hafantatra, aza miafahafa izany
Ka aza mihafahafa, aza mihafahafa izany a
Fa izany aloa ny vokatra aposaka androany a
Mi mafianaty miezaky ny manao ny soa hatrany a
Jerevo aloa ny anatiny fa aza maika ny hitsara izany a
Ny hazavana e, irariana hiposaka hatrany e
Fahalalana e, zarazarao amin'ny akama
Firaisankina tsy azo adino fa asondrotra hatrany e
ref:
Tongasoa amin'ny tanana
Salama aby ianareo, mafianaty tsy manavaka ry akama
Miarahaba anareo e, tongasoa amin'ny tanana
Salama aby ianareo, mafianaty manafana eto androany an an an
ô ry namana tena tsara ny fiarahana
ô ry namana tena tsara ny fihavanana
ô ry namana toy ny tanan-kavia sy havanana
ô ry namana tsy tsara ny misarabazana
Aleo handeha ny sera, mafianaty ity stock forever
Welcome with us, dia aza mihafahafa
Isika samy isika eto fa tsisy olonkafa (hmm)
Tonga dia mandrosoa, aza misalasala ianao fa tsy maintsy tongasoa
Dia ataovy ary izay mety, fitiavana sy fahendrena no atao tarigetra
Still mafianaty you know
mbola mafianaty io ô
Listen!
ô ry namana tena tsara ny fiarahana
ô ry namana tena tsara ny fihavanana
ô ry namana toy ny tanan-kavia sy havanana
ô ry namana tsy tsara ny misarabazana
ref:
Miarahaba ianareo, tongasoa amin'ny tanana
Salama aby ianareo, mafianaty tsy manavaka ry akama
Miarahaba anareo, tongasoa amin'ny tanana
Salama aby ianareo, mafianaty manafana eto androany an an an
Tongasoa amin'ny tanana, mafianaty ity stock forever
Tongasoa amin'ny tanana, mafianaty ity stock forever
Tongasoa amin'ny tanana, mafianaty ity stock forever
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mafian'atyVangy : 7
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mafianaty
Daty : 28/05/2026 08:54
