Mba Fantatrao Moa (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanahoana lahy ?
Raha toa ka ho sahy
Hamboraka aminao ny foko ao
Dia izay tahiry
Efa tafatsiry
Tao am-poko tao momba anao
Niaraka isika
Ka niseho sariaka
Tamiko hatrany ianao
Moa ve fantatrao?-
F'izaho tia anao
Nefa tsy niteny hatram'izao
Iza no hisolom-bava ahy
Fa seulsam satria ny foko tsy ho sahy
Ô ry volan-takariva tononkira.serasera.org avia
Dia ho lavinao ve sanatria?
Raha sitrakao
Ô ry volana ô
Ento re izany hafatro izany
Raha tsy urrq ho sitrakao
Raha tsy ho sitrakao
Aoka ho entiko mangina ihany
Auteur : Dox
Kapila iczj : La Voix de Son Maitre K.M.55
Raha toa ka ho sahy
Hamboraka aminao ny foko ao
Dia izay tahiry
Efa tafatsiry
Tao am-poko tao momba anao
Niaraka isika
Ka niseho sariaka
Tamiko hatrany ianao
Moa ve fantatrao?-
F'izaho tia anao
Nefa tsy niteny hatram'izao
Iza no hisolom-bava ahy
Fa seulsam satria ny foko tsy ho sahy
Ô ry volan-takariva tononkira.serasera.org avia
Dia ho lavinao ve sanatria?
Raha sitrakao
Ô ry volana ô
Ento re izany hafatro izany
Raha tsy urrq ho sitrakao
Raha tsy ho sitrakao
Aoka ho entiko mangina ihany
Auteur : Dox
Kapila iczj : La Voix de Son Maitre K.M.55
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ludger AndrianjakaVisites : 203
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 29/06/2026 15:06
